NAHITAM-BOKANY NY FAMPANDRIAN-TANY NATAO TATY AMIN’NY TAPANY ATSIMON’NY NOSY

Nitohy teto Ambovombe, faritra Androy ny dian’ny delegasiona notarihin’Atoa jeneraly BAMA MARIMA, minisitra delege misahana ny…

ADY AMIN’NY ASAN-DAHALO EO AMIN’IREO FARITRA MIFANOLO-BODIRINDRINA : MENABE, VAKINANKARATRA, BONGOLAVA

Ho fanamafisana ny fandriampahalemana ao amin’ny faritra Menabe, Vakinakaratra ary Bongolava dia nivory sy nidinika tao…

BEFANDRIANA AVARATRA : NAHAZO POSTE FIXE NY ZANDARY ANDOHANIAMBALA.

Mba ho fanamafisana ny fandriampahalemana sy ny filaminana any an-toerana dia notoloran'ny vahoaka poste fixe ny…

TONGA ETO MAINTIRANO NY KOMANDIN’NY ZANDARIMARIAM-PIRENENA

Mamita iraka eto amin’ny faritra Melaky, amin’izao fotoana izao, Atoa jeneraly MAMELISON Mbina Nonos, komandin’ny Zandarimariam-pirenena,…

VANGAINDRANO – FANAMAFISANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA

Ho fisorohana ny firongatry ny tsy fandriam-pahalemana sy ho fanamafisana ny filaminana eny ifotony, nivory tao…

Maevatanàna: Anisan’ny tsy mandry andro sy alina ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritra sy ireo Zandary miaraka aminy.

Manao ny ainy tsy ho zavatra amin'ny fitandroana ny filaminam-bahoaka ny kaomandin'ny vondron-tombim-paritry ny Zandarimariam-pirenena ao…