BEFANDRIANA AVARATRA : NAHAZO POSTE FIXE NY ZANDARY ANDOHANIAMBALA.

Mba ho fanamafisana ny fandriampahalemana sy ny filaminana any an-toerana dia notoloran'ny vahoaka poste fixe ny…

AKANIN’NY ZANDARIMARIA ARIVONIMAMO : MANATSARA NY TOERANA FONENANA

Mihatsara hatrany ny farim-piainana sy ny fotodrafitrasa hiainan’ny zanaky ny mahery fon’ny Zandarimaria, ato amin’ny Akanin’ny…

NAHAZO ZANA-TOBIM-PARITRA IRAY FANAMPINY INDRAY NY KAOMININA AMBANIVOHITRA MAHAVELONA

Miisa roa sahady ankehitriny ny zana-tobim-paritry ny Zandarimaria (poste avancé) ato amin’ny kaominina ambonivohitra Mahavelona, distrikan’Ankazobe,…