Nohavaozina sy nasiam-panatsarana ny fotodrafitrasa ao amin’ny tobim-paritry ny Zandarimaria Ambondromamy. Vita loko vaovao sady madio…
Catégorie : Infrastructures
BEFANDRIANA AVARATRA : NAHAZO POSTE FIXE NY ZANDARY ANDOHANIAMBALA.
Mba ho fanamafisana ny fandriampahalemana sy ny filaminana any an-toerana dia notoloran'ny vahoaka poste fixe ny…
NASIAM-PANAVAOZANA NY ZANA-TOBIM-PARITRY NY ZANDARIMARIA ANJIAMANGIRANA
Navaozina ary nasiam-panamboarana ny birao fiasan'ny Zana-tobim-paritra zandarimaria ao Anjiamangirana, distrikan'Antsohihy, faritra SOFIA.
ZANDARIMARIA AMBATONDRAZAKA : FANORENANA FOTODRAFITRASA VAOVAO
Taorian’ny 50 taona mahery tsy nisian’ny fanorenana fotodrafitrasa vaovao dia manao asa fanorenana birao vaovao ho…
