"ANDAO HANADIO" io no tetik'asa natsagan'ny faritra Amoron'i Mania sy ny kaominina ambonivohitra Ambositra mba hoentina…
Catégorie : Vie sociale
TONGA ETO MAINTIRANO NY KOMANDIN’NY ZANDARIMARIAM-PIRENENA
Mamita iraka eto amin’ny faritra Melaky, amin’izao fotoana izao, Atoa jeneraly MAMELISON Mbina Nonos, komandin’ny Zandarimariam-pirenena,…
DISTRIKAN’AMBILOBE: MIATRIKA NY FIOMANANA HO AMIN’NY LOZA VOAJANAHARY AO ANATIN’NY » CDGRC » NY ZANDARIMARIA
Mandray anjara mavitrika amin'ny atrik'asa ao anatin'ny "Comité de District de Gestion des Risques et des…
Faritra Atsimo Atsinanana : Doro-tanety goavana no natrehin’ny zandary tao Maropanahy.
Trangan-doro-tanety goavana no niseho tao Atsinanandriandramalahy, Fokontany Maropanahy, Kaominina Ambanivohitra Manambotra Atsimo, Distrikan’i Farafangana ny 23…
NITRANGANA LOZA TAO AMIN’NY CSAO BEROROHA
Nisy zandary mpianadraharaha tsy nety nanaraka ny fandaminana sy ny fitsipi-pifehezana tamin’ny CSAO Beroroha. Nandray andraikitra…
FAMANGIANA SY FANKAHEREZANA ILAY ZANDARY NARATRA VOATIFITRY NY DAHALO TANY AMIN’NY FARITRA IHOROMBE
FAMANGIANA SY FANKAHEREZANA ARY FANOLORANA RANOMBOAKAZO ILAY ZANDARY NARATRA VOATIFITRY NY DAHALO TANY AMIN’NY FARITRA IHOROMBE…
