Nandray anjara mavitrika tamin’ny fankalazana ny 14 oktobra, nijoroan’ny repoblika voalohany sy ny nandraisan’Atoa filohan’ny fanavaozana…
NASIAM-PANAVAOZANA NY ZANA-TOBIM-PARITRY NY ZANDARIMARIA ANJIAMANGIRANA
Navaozina ary nasiam-panamboarana ny birao fiasan'ny Zana-tobim-paritra zandarimaria ao Anjiamangirana, distrikan'Antsohihy, faritra SOFIA.
ANTANANDRANO AVARADRANO : Fahatratrarana RONGONY sy ireo mpivarotra
Lehilahy roa no tratran'ny zandary avy ao amin'ny tobim-paritra Ankadikely ambodiomby teo am-pivarotana rongony teny Antanandrano,…
AKANIN’NY ZANDARIMARIA ARIVONIMAMO : MANATSARA NY TOERANA FONENANA
Mihatsara hatrany ny farim-piainana sy ny fotodrafitrasa hiainan’ny zanaky ny mahery fon’ny Zandarimaria, ato amin’ny Akanin’ny…
ZANDARIMARIAM-PIRENENA : HANAMAFY NY FAMETRAHANA FANDRIAMPAHALEMANA MIPAKA AMIN’NY VAHOAKA
Hentitra Atoa jeneraly MAMELISON Mbina Nonos, komandin’ny Zandarimariam-pirenena, androany raha nanome baiko sy toromarika ny Lieutenant-colonel…
ZANDARIMARIAM-PIRENENA : NAMOAKA ZANDARY AMPERINASA MANAMPAHAIZANA MANOKANA
Mba hanamafisana ny fahavononan'ny Zandarimariam-pirenena hiatrika ireo fanamby vaovao eo amin'ny sehatry ny Musique, Équitation, Analyse…
