Tanakidy Manakara: Mpanaparitaka rongony saron’ny zandary.

Loharanom-baovao tamin’olona tsara sitrapo no nahatratran'ny zandary avy ao amin'ny tobim-paritra Manakara rongony milanja 13,5 kilao…

Distrikan’Antsohihy: Fahatratrarana rongony 15 kilao.

Ny 15 septambra 2026 tamin'ny 06 ora maraina dia rongony milanja 15 kilao no tratran'ny zandary…

DISTRIKA AVARADRANO: VOASOROKA ARA-POTOANA NY FANAFIHAN-JIOLAHY.

Valolahy mitam-basy no saika hanafika tonkan-trano iray tao Antsampandrano, Kaominina Ankadikely Ilafy, Distrikan’Antananarivo Avaradrano ny alin’ny…

Vohidiala : Votsotra teo am-pelatanan’ireo dahalo ny omby ary 02 amin’ireo olon-dratsy tsy afa-manohy ny asa ratsiny intsony.

Omby miisa 13 amin'ny 15 no latsaka tamin'ny fanarahan-dia nataon'ny zandary avy ao amin'ny zana-tobim-paritra Vohidiala…

ESGN Moramanga : NAMOAKA ZANDARY EFA AMPERINASA ANDIANY TELO

Zandary efa amperinasa lahy sy vavy, Malagasy sy vahiny, miisa 673, ahitana mamboninahitra ambony, manamboninahitra ary…

SAMBAVA: Zava-mahadomelina maherivaika (Cocaïne) saron’ny zandary.

Olona telo (3) no nidoboka am-ponja vonjimaika tao Sambava, Faritra SAVA taorian'ny fanolorana fampanoavana teo anivon'ny…