Vohidiala : Votsotra teo am-pelatanan’ireo dahalo ny omby ary 02 amin’ireo olon-dratsy tsy afa-manohy ny asa ratsiny intsony.

Omby miisa 13 amin'ny 15 no latsaka tamin'ny fanarahan-dia nataon'ny zandary avy ao amin'ny zana-tobim-paritra Vohidiala…