ANTANANDRANO AVARADRANO : Fahatratrarana RONGONY sy ireo mpivarotra

Lehilahy roa no tratran'ny zandary avy ao amin'ny tobim-paritra Ankadikely ambodiomby teo am-pivarotana rongony teny Antanandrano,…

Zava-mahadomelina na jamala an-taonina no nolevonina tamin’ny afo tao amin’ny Distrikan’Ambanja.

Omaly alakamisy faha 17 septambra 2026, tokony ho tamin’ny 05 ora sy sasany hariva no notanterahina…

MANAKARA : Fandorana ireo rongony tratra ny 16 Septambra 2026 tao Tanakidy Manakara.

Androany 17 Septambra 2026 no notanterahina tao amin'ny fokontany Ambokala, Kaominina renivohitra Manakara ny fandorana ireo…

Tanakidy Manakara: Mpanaparitaka rongony saron’ny zandary.

Loharanom-baovao tamin’olona tsara sitrapo no nahatratran'ny zandary avy ao amin'ny tobim-paritra Manakara rongony milanja 13,5 kilao…

Distrikan’Antsohihy: Fahatratrarana rongony 15 kilao.

Ny 15 septambra 2026 tamin'ny 06 ora maraina dia rongony milanja 15 kilao no tratran'ny zandary…

SAMBAVA: Zava-mahadomelina maherivaika (Cocaïne) saron’ny zandary.

Olona telo (3) no nidoboka am-ponja vonjimaika tao Sambava, Faritra SAVA taorian'ny fanolorana fampanoavana teo anivon'ny…