𝐅𝐄𝐓𝐈𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐃𝐀𝐇𝐘 𝐌𝐈𝐒𝐄𝐋𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐑𝐎 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐋𝐀𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐍’𝐄𝐋𝐎𝐍𝐀𝐈𝐍𝐀

Anio alahady 29 septambra no nankalazana ny fetin’i Masindahy Misely mpiaro ny mpilatsaka an’elonaina maneran-tany. Manamarika…

COMPAGNIE AEROPORT IVATO

Nanantanteraka dinik’asa nanaovana jeritodika ny fiaraha-miasa vita sy izay hanatsarana ny ho avy tao amin’ny vondron-tombim-paritrin’ny…

ADY AMIN’NY ASAN-DAHALO ANY AMIN’NY FARITRA ATSIMO

MITOHY NY FITETEZANA IREO FARITRA MENA ATAON’NY LEHIBEN’NY EMMO NATMiara misalahy mandrakariva midina ifotony ireo tompon’andraikitra…

FAMANGIANA SY FANKAHEREZANA ILAY ZANDARY NARATRA VOATIFITRY NY DAHALO TANY AMIN’NY FARITRA IHOROMBE

FAMANGIANA SY FANKAHEREZANA ARY FANOLORANA RANOMBOAKAZO ILAY ZANDARY NARATRA VOATIFITRY NY DAHALO TANY AMIN’NY FARITRA IHOROMBE…

DINGANA VOALOHANY FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO ZANDARY ANDIANY FAHA 79

NIDINA IFOTONY NANARAMASO NY FIZOTRY NY FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO ZANDARY ANDIANY FAHA 79 ANDRIAMATOA…

MITETY IREO KAOMININA ANATIN’NY DISTRIKAN’ANJOZOROBE MANAO FANENTANANA NY EMMONAT.

-Kaominina roa ao anatin’ny Distrikan’Anjozorobe, Betatao sy Andranomisa no nanohizan’ireo tompon’andraikitra ambony amin’ny Fibaikoana eo anivon’ny…