Mba hanohizana sy hametrahana ny asa fampandriana fahalemana eto amin’ny faritra Melaky, dia notendren’ny fibaikoana ny…
Catégorie : Cérémonie
Cérémonie
FAHATSIAROVANA NY NAHATERAHAN’NY REPOBLIKA VOALOHANY (14 OKTOBRA 1958)
Nandray anjara mavitrika tamin’ny fankalazana ny 14 oktobra, nijoroan’ny repoblika voalohany sy ny nandraisan’Atoa filohan’ny fanavaozana…
ZANDARIMARIAM-PIRENENA : HANAMAFY NY FAMETRAHANA FANDRIAMPAHALEMANA MIPAKA AMIN’NY VAHOAKA
Hentitra Atoa jeneraly MAMELISON Mbina Nonos, komandin’ny Zandarimariam-pirenena, androany raha nanome baiko sy toromarika ny Lieutenant-colonel…
FANAVAOZANA EO ANIVON’NY VONDRON-TOBIM-PILEOVAN’NY ZANDARIMARIA BOENY
Mba hofanatanterahana ny vina sy lamina mipetraka eto anivon’ny foibe fibaikoana ny Zandarimaria, tarihan’Atoa jeneraly MAMELISON…
VONDRON-TOBIM-PILEOVAN’NY ZANDARIMARIA SOFIA : NAHAZO KOMANDY VAOVAO
Ny lieutenant-colonel RAHARIMANDINA Maguy Mahasoa, zanak’i Befandriana Avaratra, no komandy vaovao ny vondron-tobim-pileovan’ny Zandarimaria Sofia. Izy…
FAMINDRAM-PIBAIKOANA TEO AMIN’NY KOMANDY NY VONDRON- TOBIM-PILEOVAN’NY ZANDARIMARIA BETSIBOKA
Mitohy ny asan’ny Zandarimaria eto amin’ny faritra Betsiboka. Voatendry ho komandin’ny vondron-tobim-pileovan’ny Zandarimaria Betsiboka ny Kolonely…
