MANAKARA : Fandorana ireo rongony tratra ny 16 Septambra 2026 tao Tanakidy Manakara.

Androany 17 Septambra 2026 no notanterahina tao amin'ny fokontany Ambokala, Kaominina renivohitra Manakara ny fandorana ireo…