ADY AMIN’NY ASAN-DAHALO EO AMIN’IREO FARITRA MIFANOLO-BODIRINDRINA : MENABE, VAKINANKARATRA, BONGOLAVA

Ho fanamafisana ny fandriampahalemana ao amin’ny faritra Menabe, Vakinakaratra ary Bongolava dia nivory sy nidinika tao…

FITSIDIHANA ATAON’ATOA JENERALY MDG SY COMGN ANY AMIN’NY FARITRA ANDROY SY ANOSY

Tonga mitsidika sy manara-maso ny asan’ireo zandary miasa aty amin’ny faritra Androy sy Anosy, amin’izao fotoana…

ZANDARIMARIAM-PIRENENA : NAMOAKA ZANDARY MANAMPAHAIZANA MANOKANA MOMBA NY FIKIRAKIRANA FITAOVAM-PIADIANA SY FITAOVANA TEKNIKA MIFANINDRAN-DALANA AMIN’IZANY.

Notontosaina tao amin'ny foibem-pibaikoana Toby Ratsimandrava ny famoahana tamin'ny fomba ofisialy ny andiany faha 14 "…

BEFANDRIANA AVARATRA : NAHAZO POSTE FIXE NY ZANDARY ANDOHANIAMBALA.

Mba ho fanamafisana ny fandriampahalemana sy ny filaminana any an-toerana dia notoloran'ny vahoaka poste fixe ny…

FARITRA ATSIMO ATSINANANA: ADY AMIN’NY TRAFIKA-NA ZAVA-MAHADOMELINA‎

Asa imasoan'ny eo anivon'ny zandarimariam-pirenena ny ady amin'ny fiparitahan'ny zava-mahadomelina manerana ny nosy. Raha ny tany…

GNFC : LALAO TELO, FANDRESENA TELO EO AMIN’NY FIADIANANA NY TOMPONDAKAM-PIRENENA DIVISIONINA FAHA 2

Tsy nandiso fanantenana ny rehetra ireo ekipa mpilalao taranja baolina kitran'ny zandarimariam-pirenena na ny GNFC (Gendarmerie…