Distrikan’i Morafenobe: Omby miisa 25 no tafaverina amin’ny tompony.

Omby 25 no raraka teo ampela-tanan'ny dahalo noho ny fiaraha-mientan'ny tovolahy avy ao amin'ny fokontany Ampanasana,…

Tanakidy Manakara: Mpanaparitaka rongony saron’ny zandary.

Loharanom-baovao tamin’olona tsara sitrapo no nahatratran'ny zandary avy ao amin'ny tobim-paritra Manakara rongony milanja 13,5 kilao…

Distrikan’Antsohihy: Fahatratrarana rongony 15 kilao.

Ny 15 septambra 2026 tamin'ny 06 ora maraina dia rongony milanja 15 kilao no tratran'ny zandary…