Nandray anjara mavitrika tamin’ny fankalazana ny 14 oktobra, nijoroan’ny repoblika voalohany sy ny nandraisan’Atoa filohan’ny fanavaozana…
Jour : 15 octobre 2026
NASIAM-PANAVAOZANA NY ZANA-TOBIM-PARITRY NY ZANDARIMARIA ANJIAMANGIRANA
Navaozina ary nasiam-panamboarana ny birao fiasan'ny Zana-tobim-paritra zandarimaria ao Anjiamangirana, distrikan'Antsohihy, faritra SOFIA.
