DISTRIKAN’I FANDRIANA: VOASAMBOTRA ARY NAIDITRA AM-PONJA VONJIMAIKA IREO NANAO FANAFIHANA MITAM-PIADIANA MIARO VONO-OLONA SY FANOLANANA.

Jiolahy miisa fito tompon'antoka tamin'ny vaky trano narahina vonona olona sy fanolanana ary fandobana vola mitentina…

MAMPIKONY : VOAVERINA AMIN’NY TOMPONY NY OMBY TENY AM-PELATANAN’IREO DAHALO ARY BASY MAHERY VAIKA TELO(03) NO AZON’NY ZANDARY.

Tafaverina amin'ny tompony ny omby norobain'ireo dahalo tao amin'ny Fokontany Ampondralava, Kaominina ambanivohitra Mampikony II, distrikan’ny…