Zava-mahadomelina na jamala an-taonina no nolevonina tamin’ny afo tao amin’ny Distrikan’Ambanja.

Omaly alakamisy faha 17 septambra 2026, tokony ho tamin’ny 05 ora sy sasany hariva no notanterahina…