Ranty indrana tao amin’ny pejy Facebook n’i #TantelyR. ( Myelo Haingo Herivahy Tantely)
Alakamisy 29 oktobra 2026, tonga nanampy ny Zandarimariam-pirenena tao amin’ny KaompaniaTsiroanomandidy ny ๐๐ก๐๐ ๐ ๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐จ๐ค๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐ ๐๐ง๐ค๐ ๐ ๐๐ง๐๐ค ๐ฏ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ซ๐ค๐๐ง๐๐ง๐ ๐ข๐๐๐ง๐๐ ๐ ๐๐ข๐๐ฃ’๐๐ก๐๐ฎ ๐ง๐๐จ๐๐๐ค ยซย ๐ข๐รฎ๐ฉ๐ง๐-๐๐๐๐๐ฃย ยป ( ilay mpibaiko azy izany ), avy any amin’ny Ivon-toerana fampiterahana, fampiofanana ary fibaikoana alikan’ny Zandarimaria Ivato.
( Sady dรฉtecteur no renifleur angamba izany lery eto!! ilay alika no resahiko eto)
๐โ๐ฆบMpanimbolo tsy misy toy izany moa izy itony ary tsy mivovo fahatany, ka dia nentin’ny zandary avy amin’ ny borigadin’ Ankadinondry hiara-miasa aminy amin’ ny fisavana ireo fiara nandalo teo aminโny sakanana napetraka eo an-toerana amin’ iny lalam-pirenena 1 Bis iny izy ireo.
๐ฏ Tanjona:
- Fiadiana amin’ny fivezivezen’ny zava-mahadomelina;
- Fisorohana ny fitondrana an-tsokosoko ireo biby arovana ;
- Fikarohana ireo fandikan-dalร na hafa izay mitaky fahaiza-manao manokana avy amin’ny alikan’ny Zandarimaria.
Tsy nisy ny olana voamarika hatreto, araka ny fampitam-baovao, ยซย cleanย ยป fiara jiaby, hoy ny Kapiteny kรดmandin’ny Kaompania Tsiroanomandidy, RANDRIAMILAMANANA Honorรฉ Espรฉrent.
โ๏ธ 0341400559 ( Kaompania Tsiroanomandidy, afaka ifampizarana vaovao)
#TantelyR. ( Myelo Haingo Herivahy Tantely)




