tonga nanampy ny Zandarimariam-pirenena tao amin'ny KaompaniaTsiroanomandidy ny 𝙖𝙡𝙞𝙠𝙖 𝙢𝙥𝙞𝙩𝙨𝙤𝙣𝙜𝙤 𝙙𝙞𝙖 𝙨𝙮 𝙢𝙥𝙞𝙠𝙖𝙧𝙤𝙠𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙯𝙖𝙫𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙧𝙖𝙧𝙖…
Jour : 30 octobre 2026
RAHARAHA VONO OLONA TAO TOVONA FARAFANGANA : 4 MIRAHAHALAHY TRA-TEHAKY NY ZANDARY
Noho ny fiaraha-miasan'ny Zandarimariam-pirenena any an-toerana sy ny Fanalo ary ny Fokonolona, dia tra-tehaka ireo Lehilahy…
TOBY KOLONELY MOHAJY: Fifamindram-pitantanana teo anivon’ny talen’ny fandrindrana, ny fanaraha-maso ary ny fanombanana eo anivon’ny minisitera delege misahana ny zandarimariam-pirenena.
Tontosa androany faha-29 octobra 2026 teo ny fifamindram-pitantanana teo amin'Atoa Jeneraly RABEMANANJARA Heriniaina Andrianjafy izay voatendry…
ZANDARIMARIAM-PIRENENA:𝗙𝗔𝗡𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗟𝗜𝗞𝗢𝗟𝗬
Notanterahina androany alakamisy 29 oktobra 2026, teto anivon'ireo 𝗩𝗼𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻-𝗸𝗲𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 (CFS Ivato), ny fihaonambe mahakasika ny…
