โNotanterahina androany alakamisy 29 oktobra 2026, teto anivon’ireo ๐ฉ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ป-๐ธ๐ฒ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ (CFS Ivato), ny fihaonambe mahakasika ny ady atao amin’ny kolikoly eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, izay notarihan’๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐น๐, directeur de lutte contre la corruption et des traitements des dolรฉances ao amin’ny Ministera delege misahana ny Zandarimaria. โ
Dingana lehibe iray entina hanamafisana ny fahamarinana, ny mangarahara ary ny fitondrana tsara rindra izao hetsika izao. Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny famongorana ny kolikoly!




