ZANDARIMARIAM-PIRENENA:๐—™๐—”๐—ก๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—”๐——๐—ฌ ๐—”๐—ง๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—ž๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—ž๐—ข๐—Ÿ๐—ฌ

โ€‹Notanterahina androany alakamisy 29 oktobra 2026, teto anivon’ireo ๐—ฉ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ป-๐—ธ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ (CFS Ivato), ny fihaonambe mahakasika ny ady atao amin’ny kolikoly eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, izay notarihan’๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ ๐—๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—น๐˜†, directeur de lutte contre la corruption et des traitements des dolรฉances ao amin’ny Ministera delege misahana ny Zandarimaria. โ€‹

Dingana lehibe iray entina hanamafisana ny fahamarinana, ny mangarahara ary ny fitondrana tsara rindra izao hetsika izao. Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny famongorana ny kolikoly!