Fanolorana ireo vokatra azo nandritra ny lalao ASIEF 2026 izay notanterahina tany Manakara.

Natolotra an'Atoa Jeneraly BAMA MARIMA, Ministra Délégué misahana ny Zandarimaria, tao amin'ny toeram-piasany ao amin'ny Toby…