VONONA HATRANY NY ZANDARIMARIA HAMITA NY ADIDY ANKININA AMINY

Tontosa soamatsara ny fivoahan'ny andiany indray mihira 78 éme CFEG tao ambositra

MANAMBONINAHITRA VAO NOTOLORANA FANEVA ANDROANY : VONONA HATRANY HAMITA NY ANDRAIKITRA NANKININA TAMINY

Tontosa androany teny amin’ny Toby Jeneraly MOUNIBOU Ismael (ESCAPARA) Ivato ny lanonana fanolorana faneva ho an’ireo…

NITRANGANA LOZA TAO AMIN’NY CSAO BEROROHA

Nisy zandary mpianadraharaha tsy nety nanaraka ny fandaminana sy ny fitsipi-pifehezana tamin’ny CSAO Beroroha. Nandray andraikitra…