Manamafy ny asa fampandriana fahalemana andro aman’alina ny Tobim-paritry ny Zandarimaria Alasora, ho fiarovana ny aina sy ny fananan’ny mponina.
Entanina anefa ny tsirairay mba ho mailo hatrany.
📌 𝗧𝗢𝗥𝗢𝗠𝗔𝗥𝗜𝗞𝗔 :
▪️ Hamafiso ny hidin-trano.
▪️ Mifampitandrema sy mifampilazà amin’ny mpiara-monina.
▪️ Aza manao fitsaram-bahoaka.
▪️ Ampandreneso avy hatrany ny Zandary raha misy tranga na fihetsika mampiahiahy.
📞 𝗭𝗔𝗡𝗗𝗔𝗥𝗬 𝗔𝗟𝗔𝗦𝗢𝗥𝗔 : 𝟬𝟯𝟰 𝟭𝟰 𝟬𝟬𝟵 𝟱𝟰
Azo antsoina andro aman’alina.
Miaraka amin’ny Commune Rurale Alasora




