Androany maraina teo dia tonga tao amin’ny biraon’ny Zandarimaria Ampitatafika ny 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐕𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐇𝐢𝐛𝐚𝐧𝐣𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 « 𝐕𝐇𝐋 » izay tarihan’i Ramatoa LOLITA, nanolotra fitaovana maro toy ny :

Latabatra birao

Kidoro

Étagères

Seza lava sy seza fandraisan’olona

Bodofotsy

Rice cooker
Natao ho fanampina ara-mpitaovana sy fankasitrahana ny ezaka izay ataon’ny Zandarimaria ireo, araka ny nambaran’ireo solotenan’ny VHL tonga nanolotra izany.
MANKASITRAKA TOMPOKO TAHIN’ANDRIAMANITRA