Moramanga : Fahatrarana vato miaraka amin’ny taratasy tsy ara-dalàna

Tra-tehaky ny Zandary ao amin’ny Vondron-tobim-paritra Moramanga, ny 01 Oktobra 2026, teny amin'ny lalam-pirenena faha-44 PK10,…