COMPAGNIE AEROPORT IVATO

Nanantanteraka dinik’asa nanaovana jeritodika ny fiaraha-miasa vita sy izay hanatsarana ny ho avy tao amin’ny vondron-tombim-paritrin’ny…

ADY AMIN’NY ASAN-DAHALO ANY AMIN’NY FARITRA ATSIMO

MITOHY NY FITETEZANA IREO FARITRA MENA ATAON’NY LEHIBEN’NY EMMO NATMiara misalahy mandrakariva midina ifotony ireo tompon’andraikitra…

FAMANGIANA SY FANKAHEREZANA ILAY ZANDARY NARATRA VOATIFITRY NY DAHALO TANY AMIN’NY FARITRA IHOROMBE

FAMANGIANA SY FANKAHEREZANA ARY FANOLORANA RANOMBOAKAZO ILAY ZANDARY NARATRA VOATIFITRY NY DAHALO TANY AMIN’NY FARITRA IHOROMBE…

DINGANA VOALOHANY FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO ZANDARY ANDIANY FAHA 79

NIDINA IFOTONY NANARAMASO NY FIZOTRY NY FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO ZANDARY ANDIANY FAHA 79 ANDRIAMATOA…

MITETY IREO KAOMININA ANATIN’NY DISTRIKAN’ANJOZOROBE MANAO FANENTANANA NY EMMONAT.

-Kaominina roa ao anatin’ny Distrikan’Anjozorobe, Betatao sy Andranomisa no nanohizan’ireo tompon’andraikitra ambony amin’ny Fibaikoana eo anivon’ny…

𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄𝐙𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀

Noho ny hetsika fampandriana fahalemana miady amin’ny tambazotra fakana an-keriny any Anjozorobe dia nanolotra vatsy ho…