FOOTBALL – GNFC MANAMAFY NY FAHAFAHANY

06 Novambra 2026,

Tao amin’ny Kianjan’i Betongolo no nihaonan’ny GNFC sy ny JET FC2A, teo amin’ny andro fahavalo amin’ny D2 Nationale. Nandresy tamin’ny isa 3 noho 2 ny GNFC, ka nahazoany ny fandresena fahavalo misesy teo amin’ny fifaninanana hiakarana D1.

GNFC – Mirehareha amin’ny lokon’ny Zandarimariam-pirenena!.