π…πˆπ…π€ππŽπŒπ„π™π€π-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 π€πŒπˆπ’πˆπ‘π„πŽ πŒππˆπ“π€ππƒπ‘πŽ π…πˆπ‹π€πŒπˆππ€ππ€

β˜‘οΈ Noho ny hetsika fampandriana fahalemana miady amin’ny tambazotra fakana an-keriny any Anjozorobe dia nanolotra vatsy ho an’ireo mpitandro ny filaminana ny vondron’ny mpandraharaha iray mpiara-miasa amin’ny Zandarimariam-pirenena.
β˜‘οΈ Izany dia natao mba entina hankaherezana ireo mpitandro ny filaminana izay eny an-kianja, tsy mandry andro aman’alina mba hampandry tany any ambanivohitra rehetra any.
Ankatoavina indrindra ny hetsika mifono firahalahiana toa izao.πŸ™πŸ»