Any amin’ny Sekoly Ambonin’ny Zandarimaria ESGN Moramanga no miofana mandritra ny 3 volana eo eo ireo zandary nanaraka fiofanana momba ny fitsirihana sy fikarona ireo porofo ara-materialy sy teknika na ny Police Technique et Scientifique PTS. Tamin’ity taona ity dia miisa 32 mianadahy ireo zandary niofana manokana momba io sehatra io. Vita soamantsara ny fiofanana ka navoaka tamin’ny fomba ofisialy androany izy ireo.
Ankoatra azy 32 mianadahy mpikaroka heloka ireto dia anisan’ny nahavita ny fiofanany ka navoaka tamin’ny fomba ofisialy androany ihany koa ny andiany faha :












Précédent
Suivant
