Mba hafahana manatratra ireo tanjona napetraka ireo dia misy ny fepetra tsy maintsy ho raisina toy ny:




Asongadina amin’izao fandraisana fepetra izao ny fampihenana na ny fisorohana ny lozam-pifamoivoizana. Araka izany dia misy fanentanana sy fampatsiahivana ny fanajana ny fitsipika rehetra mifehy ny fifamoivoizana, ho an’ireo mpampiasa lalana. Hamafisina hatrany ny fitsirihina ireo atontataratasy mahakasika ny fiara.
Noho izany dia manentana ny tsirairay ny eto anivon’ny zandarimariam-pirenena mba :




Entanina ny tsirairay mba hanamarina ny kojakojan’ny fiara alohan’ny hiala amin’ny toerana iray.
Aza hadino ny mampandre faran’izay haingana ny mpitandro filaminana amin’ny fivezivezena sy fisian’ny olon-dratsy izay mety hanoitohina ny fizotrin’ny fetin’ny faran’ny taona.
Ny zandarimariam-pirenena dia mirary ny tsirairay mba hiatrika ny fety am-pilaminana.






Précédent
Suivant