TOURNOI VMK CIRGN FIANARANTSOA

TOURNOI Vondrona miaramila Kristiana

Lalao famaranana ny taranja volley-ball izay nifanandrinan’ny ekipan’ny EM/CIRGN FIANARANTSOA (miakanjo mainty) ary ny ekipan’ny ny GROUPEMENT MATSIATRA AMBONY ( miakanjo manga).

Voka-dalao tamin’ity lalao famaranana ity : resin’ny EM/CIRGN Fianarantsoa tamin’ny seta 3 noho 1 ny ekipan’ny ny GROUPEMENT MATSIATRA AMBONY.